Coronavirus dans le monde

Written by on mai 27, 2016

Vue d’ensemble des dans le monde
 
Nombre total de cas total: 50 591 307
Guérisons: 33 114 335
Décès: 1 258 817
 

Ny  COVID-19 dia areti-mifindra ateraky ny viriosy coronavirus. Ny ankamaroan’ny olona manana COVID-19 dia tsy dia ahitana soritr’aretina loatra ety ivelany ary ho sitrana nefa tsy nisy fitsaboana manokana ka tsara  ny ahafantaranao ny mombamomba izany .

Fihanahany 

Ny viriosy dia miparitaka amin’ny alàlan’ny vongan-drano vokarina rehefa mikohaka, mievina na miaina ny olona iray voa. Mavesatra loatra ireo vongan-drano ireo ka tsy afaka mijanona eny amin’ny rivotra ka mianjera haingana amin’ny tany na amin’ny faritra akaiky rehetra.

Mety ho voan’ny virus ianao amin’ny fifohana rivotra, raha akaikin’ny olona marary , na mikasika ny faritra maloto dia voafindra amin’ny ny masonao, oronao na vavanao.

Le coronavirus 2019 (COVID-19) est une ‎maladie infectieuse due à un coronavirus découvert ‎récemment. ‎

 
La majorité des personnes atteintes de la COVID-19 ‎ne ressentiront que des symptômes bénins ou ‎modérés et guériront sans traitement particulier. ‎
 
 
PROPAGATION
 
Le virus qui entraîne la COVID-19 se transmet ‎principalement par des gouttelettes produites ‎lorsqu’une personne infectée tousse, éternue, ou ‎lors d’une expiration. Ces gouttelettes sont trop ‎lourdes pour rester dans l’air et tombent ‎rapidement sur le sol ou sur toute surface proche.‎
 
Vous pouvez être infecté en respirant le virus, si ‎vous êtes à proximité d’une personne malade, ou en ‎touchant une surface contaminée puis vos yeux, ‎votre nez ou votre bouche.‎

Sources: Wikipédia et autres


Current track

Title

Artist

Background