Blog

Ny fandaharana Jery Atrika dia iray amin’ny fandaharan’ny Mada-i-Radio , novolavolain-dramatoa Haingo Razafimbelo. Tafatafa mahakasika ny zava-misy iainana an-davan’andro , ny zotra sy ny atri-piainana , ny tsara ho fantatra maro hoenti-manjary koa ny fisiana , manoloana ny fivoaram-piaina diavina ankehitriny hoentina hanampy tsilon-tsaina , ita-kevitra eo amin’ny tokony na ny azo atao hanjariana ny […]

MAMONO IZY IREO RAHA TSY AMPY FITANDREMANA. Ireto avy ireo dingana tsy maintsy fantantsika momba ity Covid ity: DINGANA VOALOHANY : fisehoan’ireo soritraretina (symptômes ) : 3 andro ao aorian’ny nahazoana ny virus (contamination ) dia mety manaintaina ny maso; mangery ra; mandre manaintaina rehefa mivalan-drano; manetsetra toa voan’ny tazo; marary tenda. Raha vao mitranga […]

Vokatra fifanakalozana maro samihafa no nahateraka ny mada-iradio,izay natao indrindra ho sehatra fifampizarana amin’ny samy olombelon’izao tontolo izao,ahatsara ny fifandraisana,famakafakana sy fandalinana amin’ny sehatra ara-piaraha-monina, ara-tsosialy,ara-toe-karena , ara-politika. Suite aux différents rencontre et échanges ainsi que l’amour pour la culture malagasy a fait poussé la création de mada-iradio. Mada-iradio est une radio associative, composée de […]

Ahitana karazan-tsoratanana maro samihafa… Anisan’ny antom-pisian’ny mada-iradio ny fifanakalozana ara-kevitra ,ara fomba fijery,izay ezahana ny tsy hitanila indrindra ,mba ho fandraisan’anjara amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara.Mankasitraka ! Contient une variété de scripts … Une partie du but de mada-iradio est d’échanger des idées, des points de vue et des tentatives d’impartialité, afin de contribuer au développement […]

Une chanson est la fusion de mélodie et de mots. Et les mots portent un message que la mélodie livre en bouquet musical. CHANSONZETZIDEES se veut être le porteur de ce message. MESSAGE laissé à la réflexion des auditeurs de Mada-iradio. Ny feon-kira dia natao androtsirotsy, ny tononkira kosa dia natao hanolotra tolontsaina sy hevitra […]

 

Diego Maradona, né le 30 octobre 1960 à Lanús (province de Buenos Aires, Argentine) et mort le 25 novembre 2020 à Tigre (province de Buenos Aires), est un footballeur international argentin devenu entraîneur. Il évoluait au poste de milieu offensif sous le maillot no 10. Surnommé « El Pibe de Oro » (« Le gamin en or »), « Pelusa », « D10S », « El Diez », « Dieguito » ou encore « Le Maître », il est considéré comme l’un des meilleurs joueurs de l’histoire du football. Il […]

Ny mozika dia karazana zavakanto izay misy feo sy fahanginana voarindra sy re. Izy io dia matetika averina amin’ny resaka pitch (izay misy feon-kira sy firindrana), gadona (izay misy tempo sy metatra), ary ny hatsaran’ny feo (izay misy timbre, articulation, dynamics, ary texte). Ny mozika dia mety misy endrika famoronana sarotra amin’ny fotoana ihany koa […]


Current track

Title

Artist

Background