Mombamomba

Ny fandaharana Jery Atrika dia iray amin’ny fandaharan’ny Mada-i-Radio , novolavolain-dramatoa Haingo Razafimbelo. Tafatafa mahakasika ny zava-misy iainana an-davan’andro , ny zotra sy ny atri-piainana , ny tsara ho fantatra maro hoenti-manjary koa ny fisiana , manoloana ny fivoaram-piaina diavina ankehitriny hoentina hanampy tsilon-tsaina , ita-kevitra eo amin’ny tokony na ny azo atao hanjariana ny […]

MAMONO IZY IREO RAHA TSY AMPY FITANDREMANA. Ireto avy ireo dingana tsy maintsy fantantsika momba ity Covid ity: DINGANA VOALOHANY : fisehoan’ireo soritraretina (symptômes ) : 3 andro ao aorian’ny nahazoana ny virus (contamination ) dia mety manaintaina ny maso; mangery ra; mandre manaintaina rehefa mivalan-drano; manetsetra toa voan’ny tazo; marary tenda. Raha vao mitranga […]

Vokatra fifanakalozana maro samihafa no nahateraka ny mada-iradio,izay natao indrindra ho sehatra fifampizarana amin’ny samy olombelon’izao tontolo izao,ahatsara ny fifandraisana,famakafakana sy fandalinana amin’ny sehatra ara-piaraha-monina, ara-tsosialy,ara-toe-karena , ara-politika. Suite aux différents rencontre et échanges ainsi que l’amour pour la culture malagasy a fait poussé la création de mada-iradio. Mada-iradio est une radio associative, composée de […]

Ahitana karazan-tsoratanana maro samihafa… Anisan’ny antom-pisian’ny mada-iradio ny fifanakalozana ara-kevitra ,ara fomba fijery,izay ezahana ny tsy hitanila indrindra ,mba ho fandraisan’anjara amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara.Mankasitraka ! Contient une variété de scripts … Une partie du but de mada-iradio est d’échanger des idées, des points de vue et des tentatives d’impartialité, afin de contribuer au développement […]

Une chanson est la fusion de mélodie et de mots. Et les mots portent un message que la mélodie livre en bouquet musical. CHANSONZETZIDEES se veut être le porteur de ce message. MESSAGE laissé à la réflexion des auditeurs de Mada-iradio. Ny feon-kira dia natao androtsirotsy, ny tononkira kosa dia natao hanolotra tolontsaina sy hevitra […]


Current track

Title

Artist

Background