Jery Atrika

28/11/2016

L’émission Jery Atrika est une des émissions de Mada-iradio, proposée par Haingo Razafimbelo. Cette émission parlera des échanges de visions à propos de l’actualité qui influence notre vie quotidienne, un relai d’informations face aux différents changements que nous traversons actuellement pour éclaircir nos visions, élargir nos possiblitées : Impulser des idées nouvelles pour notre génération.

 

Ny fandaharana Jery Atrika dia iray amin’ny fandaharan’ny Mada-i-Radio, novolavolain-dramatoa Haingo Razafimbelo, tafatafa mahakasika ny zava-misy iainana an-davan’andro, ny zotra sy ny atri-piainana, ny tsara ho fantatra maro hoenti-manjary koa ny fisiana ,  manoloana ny fivoaram-piaina diavina ankehitriny hoentina hanampy tsilon-tsaina , ita-kevitra eo amin’ny tokony na ny azo atao hanjariana ny fiainana ary hamolavolana ny taranaka amin’ny atri-piainany hoavy .



Current track

Title

Artist

Background