L'émission Jery Atrika est une des émissions de Mada-iradio , proposée par Haingo Razafimbelo. Cette émission parlera des échanges de visions à propos de l'actualité qui a influence notre vie quotidienne, un relai d'informations face aux différents changements que nous traversons actuellement pour éclaircir nos visions, élargir nos possibilités : Impulser des idées nouvelles pour notre génération.
Ny fandaharana Jery Atrika dia iray amin'ny fandaharan'ny Mada-i-Radio , novolavolain-dramatoa Haingo Razafimbelo , tafatafa mahakasika ny zava-misy iainana an-davan'andro , ny zotra sy ny atri-piainana , ny tsara ho fantatra maro hoenti-manjary koa ny fisiana , manoloana ny fivoaram-piaina diavina ankehitriny hoentina hanampy tsilon-tsaina , ita-kevitra eo amin'ny tokony na ny azo atao hanjariana ny fiainana ary hamolavolana ny taranaka amin'ny atri-piainany hoavy .
Ny fandaharana Jery Atrika dia iray amin’ny fandaharan’ny Mada-i-Radio , novolavolain-dramatoa Haingo Razafimbelo. Tafatafa mahakasika ny zava-misy iainana an-davan’andro , ny zotra sy ny atri-piainana , ny tsara ho fantatra maro hoenti-manjary koa ny fisiana , manoloana ny fivoaram-piaina diavina ankehitriny hoentina hanampy tsilon-tsaina , ita-kevitra eo amin’ny tokony na ny azo atao hanjariana ny fiainana ARY hamolavolana ny taranaka amin’ny atri-piainany hoavy .
Jery Atrika est une des émissions de Mada-i-Radio,proposée et presentée par Haingo Razafimbelo qui parlera des échanges de visions à propos de l’actualité qui influence notre vie quotidienne, un relai d’informations face aux différents changements que nous traversons actuellement pour éclaircir nos visions, élargir nos possibilités : Impulser des idées nouvelles pour notre génération
Jery Atrika is one of the programs of Mada-i-Radio, proposed and presented by Haingo Razafimbelo who will talk about the exchange of visions about the current events that influence our daily life, a relay of information about the different changes we are currently going through to clarify our visions, to widen our possibilities: To impulse new ideas for our generation.