Valy / Animateur

Une chanson est la fusion de mélodie et de mots. Et les mots portent un message que la mélodie livre en bouquet musical. CHANSONZETZIDEES se veut être le porteur de ce message. MESSAGE laissé à la réflexion des auditeurs de Mada-iradio.

 

Ny feon-kira dia natao androtsirotsy, ny tononkira kosa dia natao hanolotra tolontsaina sy hevitra ho antsika mpihaino. »Ambava homana, Ampo mieritreritra » hoy ny fahendrena malagasy. Ary dia izany no hiaingan’ny « VAZOMITENY » eto amin’ny Mada-iradio.

 

Beyond music there are words. And words have a message for us to reflect on. And this is « SINGINGWORDS » on Mada-iradio.



Current track

Title

Artist

Background